Teny iditra | 1 iray fileovana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fitokoavana |
3 miray hina [1.1] |
Ohatra |
4 [1.342] ity no hasehontsika : vahoaka monina eo amin' ny farirany anankiray ka : iray firazanana, iray fiteny, iray kodrazana, iray fileovana. |
Singan-teny | 5 iray, fileovana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |